Miditra ny trano miaraka amin’ny fitafiana mihosin-drà I Kiady. Taitra I Nosivola. Nandeha ny fanazavana ka fantatra fa rà nipitika taminy nandritra ny fanasarahan’I Kiady ny adin’ireo mpandraharaha izay nivory teo amin’ny kaominina izany. Malahelo I Nosivola fa mihitsoka tanteraka ny fanarenana ny toe-karena.
Kiady rentre chez lui, les vêtements tachés de sang. Nosivola en est choquée. Kiady explique que ces taches de sang proviennent de son intervention lors d’une bagarre entre des entrepreneurs durant une réunion à la commune. Nosivola craint que la reprise économique se retrouve au point mort face à cette situation.