Tafiaraka tao anaty lanonana kaominaly fitokanan-dalana i Beby sy i Nosivola ary i Valitera. Manakiana ny fomba fiasan’ny ben’ny tanà na avokoa izy telo mianadahy. Mandanindany vola fahatany ary tsy manatanteraka izay fampanantenana nataony tamin’ny fampielezan-kevitra akory ny ben’ny tanà na hoy i Valitera sy Nosivola. Mety ireo mpanolo-tsaina no manoro vohana ny ben’ny tanà na ka mahatonga izao hoy I Nosivola. Mahatsiaro voakiana I Beby ka tezitra ary nifamaly tamin’I Nosivola. Nandamina azy mianadahy I Valitera.
Beby, Nosivola et Valitera sont invités à la fête communale pour l’inauguration des routes. Ils critiquent la manière dont le maire gère la commune. Nosivola et Valitera font particulièrement remarquer que le maire fait des dépenses inutiles et n’a pas réalisé ses promesses électorales. Nosivola pense que le problème vient des conseillers municipaux.  Beby se sent visée. Dès lors, elle se dispute avec Nosivola.