Mitondra ireo peta-drindrina misy fanentanana ny olom-pirenena handoa hetra i Besoa no mifanena amin’i Rabiry. Manahy ity farany fa hisy handrovitra indray ireo peta-drindrina ireo. Mbola sahirana amin’ny fitadiavam-bola hoy izy ny mponina ka tsy hisahirana handoa hetra. Mampatsiahy azy I Besoa fa adidin’ny olom-pirenena ny mandoa hetra ka tokony hahatsapa tena ny tsirairay hanefa izany ary fampahatsiahivana fotsiny ihany ireo peta-drindrina ireo. Â
Besoa sort du bureau du maire avec des affiches de sensibilisation concernant le paiement des impôts. Il rencontre Rabiry sur son chemin. Ce dernier pense que les affiches sont inutiles car les habitants n’y feront pas attention. Ils sont encore occupés à chercher de quoi se nourrir et ne penseront pas à payer les impôts. Besoa lui rappelle qu’en tant que citoyens responsables, il faut régler ses impôts et que ces affiches ne sont là qu’à titre de rappel.