Tonga nitsabo tena ao amin’ny CSB i Solofo, ka tafaresaka tamin’ny dokotera Setra momba ny fandoavan-ketra. Maro ireo mponina ao Ambalamaro no mimenomenona fa sahirana ka tsy afaka mandoa hetra, isan’izany koa i Solofo. Manazava anefa dokotera Setra fa adidy amin’ny maha olom-pirenena ny fandoavan-ketra, ary hanampian’ny kaomina ny vola entina hampiodinana ny asa izany. Efa niteny izany tamin’i Solofo rahateo ny ben’ny tanà na fa hanampiana ny vola hiadiana amin’ny Coronavirus ny ampahany amin’ny hetra.
 En allant se faire ausculter au CSB, Solofo et le docteur Setra ont été amenés à discuter du paiement des impôts. De nombreux habitants d’Ambalamaro se plaignent car les difficultés financières ne leur permettent pas de payer leurs impôts. Solofo en fait partie. Mais le docteur Setra lui explique que c’est un engagement citoyen de régler ses impôts. De plus, une partie servira au financement des travaux au niveau de la commune. Solofo se souvient soudainement de ce que le maire lui a dit, qu’une partie des impôts servirait à la lutte contre le Coronavirus.