COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Jhonny ne cache pas son mécontentement quant à la façon de penser de Velotody.

Andian-tantara «Hafatry» - « Adidy Masina » - Fizarana fahaenina

Tafiaraka misotrosotro ao amin’ny bar I Kiady sy Jhonny ary I Velotody. Nihanafana ny adihevitra momba ny fandoavan-ketra izay mampitaraina ny maro. Manizingizina ny tsy handoa hetra i Velotody satria tsy nisy vokany mba hitany akory fa toa ny kaomina sy ny ben’ny tanana no mitavana izany.  Jhonny sy Kiady anefa dia samy manazava aminy fa tsy mety zany fa satria adidy amin’ny maha olom-pirenena ny fandoavana hetra. Noho ny daozin’alikaola dia nihaniakatra ny hafanan’ny adihevitra eo amin’i Jhonny sy Velotody. Niezaka nanelanelana ihany anefa i Kiady.

Studio Sifaka · SERIE 12 Adidy masina EPISODE 6

Kiady, Jhonny et Velotody se retrouvent ensemble dans un bar autour d’un verre. L’ambiance a commencé à être tendue, depuis que le sujet de discussion porte sur le paiement des impôts. Velotody indique qu’il ne paiera plus ses impôts car jusqu’à maintenant, il n’a vu aucune preuve de la bonne gestion des fonds. Seuls le maire et les employés de la commune en tirent profit, explique-t-il. Jhonny et Kiady insistent pourtant en lui expliquant que c’est une responsabilité en tant que citoyen. Avec l’alcool, Jhonny et Velotody en arrivent presque aux mains, mais Kiady essaie de temporiser la discussion.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter