COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Kalozara, tout en pleurs discutant avec Saotra au téléphone.

Andian-tantara «Hafatry» - « Adidy Masina » - Fizarana fahafito

Tsy tonga tamin’ny fotoana nifanaovan’izy roa i Saotra ka niandry irery teo i Kalozara efa ho atsasakadiny. Niantso an-telefaonina i Saotra niala tsiny taminy, ary nilaza fa voahiraky ny rainy izy no tsy naha afaka azy indray. Tsy nanafina amin’ny saotra ny ahiahiny i Kalozara, indrindra fa ny tsy fitiavan’i rain’i Saotra azy. Na dia miezaka ny mandamina sy manazava aminy aza i Saotra dia nanambara i Kalozara fa aleony manao sorona ny fitiavany ka misaraka amin’i Saotra toy izay ho voafatotra anaty olana.

Studio Sifaka · SERIE 12 Adidy masina EPISODE 7

Kalozara attendait déjà Saotra à leur rendez-vous depuis près d’une demi-heure, mais ce dernier ne vint pas. Au téléphone, il explique à Kalozara qu’il n’a pu se libérer d’une course que son père lui a confiée. Kalozara ne lui cache pas ses doutes quant à sa relation avec le père de Saotra, qui est de plus en plus tendue. Malgré que Saotra ait essayé de calmer les choses et de lui expliquer que cela peut changer, Kalozara lui indique qu’elle préfère sacrifier son amour pour Saotra plutôt que d’insister alors que cela n’apporte rien de bon.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter