COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Mahefa et Tsizehana, au marché, critiquant les actions de la commune.

Andian-tantara « Hafatry » - ”Tsy ho tompon-trano mihono” – Fizarana fahatelo

Mifanakalo hevitra eny an-tsena momba ilay hetsiky ny kaominina I Mahefa sy I Tsizehana. Samy tsy faly izy ireo satria samy mpanohitra. Mihevitra ny hanakorontana I Mahefa ary hitaona an’I Tsizehana fa tsy nety ity farany. Tsy rariny ny hataon’ny kaominina fa na dia izany aza tsy misy tombotsoa azo avy amin’ny korontana. Etsy an-daniny nefa, mila mandray andraikitra ny olom-pirenena manoloana ny fampandrosoana ny kaominina. Nanakihana hatramin’ny farany ilay hetsiky ny kaominina anefa izy roa lahy.


Studio Sifaka · SERIE 13 Tsy ho tompon-trano mihono EPISODE 3

Au marché, Mahefa et Tsizehana discutent de l’évènement de la commune. Les deux n’adhèrent pas au mouvement vu qu’ils sont plutôt dans le camp de l’opposition. Mahefa pense perturber l’évènement et incite Tsizehana à faire pareil mais ce dernier refuse. Même si les actions de la commune envers les citoyens ne sont pas justes, ce n’est pas une raison pour jouer les perturbateurs. D’un côté, ils sont conscients du fait que les citoyens ont le devoir d’aider au développement de la commune. Malgré tout, les deux critiquent l’évènement.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter