Tonga tany amin’iI Solofo fa saika hanakarama azy hihady lavadrano i Madame Zanety. Henony nandritra ny resak’izy roa teo fa hanatsarana ny paompy iombonana ilay hetsika fitatadiavam-bola nataon’ny kaominina tao amin’ny hotely Vanilla farany teo ka gaga izy. Nilaza ny amin’ny tokony hanarahan’ny tsirairay ny vaovao ao amin’ny kaominina amin’ny alalan’ny petadrindrina I Solofo. Taorian’izay, nitsiriritra ny fambolen’I Alima hitany teny an-dalana nody I Zanety. Nafaran’I Alima izy mba hiantso ny 321 raha te ahazo torohevitra mba hanatsarana ny fambolena.
Madame Zanety arrive chez Solofo. Elle est sur le point de l’engager pour creuser un puits. Au cours de la conversation, elle a entendu que la récente activité organisée par la commune à l'hôtel Vanilla était avait pour but de collecter des fonds pour améliorer la pompe borne fontaine publique. Elle a donc été surprise. Solofo a déclaré que tout le monde devrait suivre les l'actualités de la commune à travers les affiches. Sur le chemin du retour, Madame Zanety a envié la plantation d'Alima. Alima Celle-ci lui a confié que pour obtenir des conseils sur l'amélioration de l'agriculture il faut appeller le 321.