Manosika an’i Nomena zanany hiaraka amin’i Saotra i Romain. Raha handeha hivoaka hifamotoana amin’ny namany i Nomena dia noheveriny fa i Saotra izany, ka faly ery izy. Aminy, satria olona akaiky sy mahay mifampiraharaha aminy ny rain’i Saotra dia tokony hanaraka fotsiny ny ankizy. Mamaly azy anefa Nomena fa tsy teren-ko masaka fotsiny toy ny voalobo-jaza ny fitiavana.
Romain pousse sa fille Nomena a sortir avec Saotra. Quand sa fille se prepare pour sortir, il ne cache pas sa joie pensant qu’elle a rendez-vous avez Saotra. Pour Romain, vu qu’il est en bon terme avec le père de Saotra, leurs enfants devraient être ensemble. Nomena lui explique pourtant qu’en amour rien ne se force.