Manontany an’i Alima sy Velotody i Zanety raha naheno fa voan’ny COVID-19 ny zanaky ny ben’ny tanana. Niady hevitra momba izay teo izy ireo ary tonga hatrany amin’ny hoe soa ihany fa tsy niaraka tamin’ny Saotra intsony i Kalozara raha tsy izay voan’ny COVID-19 ihany koa. Mbola tsy foana ny aretina ka mila mitandrina ny rehetra indrindra rehefa hifamangy hoy izy ireo namarana ny resaka.
Zanety demande à Alima et Velotody s'ils ont entendu parler du fils du maire infecté par la COVID-19. Ils ont discuté de la situation sanitaire. Alima est ensuite arrivé à la conclusion qu’heureusement Kalozara n'était plus avec Saotra. Elle aurait pu être également infecté s’ils étaient encore ensemble.