Tonga hanao fitiliana Coronavirus ao amin’ny CSB I Mahefa. Manontany an-dRabiry ny fahaiza-manaon’ireo dokotera ny ny CSB amin’ny fitsaboana Coronavirus izy satria nalefan’ny dokotera tsy miankina hanao fitiliana tao. Milaza Rabiry fa ny CSB irery ihany no afaka mitsabo ny coronavirus ary manana ny fanafody hanasitranana izany. Efa nahazo fiofanana manokana ihany koa hoy izy ny mpitsabo.
Mahefa arrive au CSB pour passer un test de dépistage du coronavirus. Inquiet, il demande à Rabiry la qualité des services et des soins fournis par le CSB en termes de traitement du coronavirus. Il dit que les centres de santé privés l’ont redirigé vers le CSB pour faire un test. Rabiry le rassure en lui répondant que seuls les CSB sont habilités à traiter le coronavirus. Le personnel de santé a bien été formé à cet effet. Â