Mangataka hihaona amin’ny ben’ny tanàna i Beby sy Tsizehena ary ireo mpikambana sasany ao amin’ny mpanohitra. Tsy ao an-toerana ny ben’ny tanàna, ka i Fredy lefiny no mandray azy ireo. Nilaza i Beby fa tsy ampy ny serasera eo amin’ny kaominana ary manapanapa-kevitra irery ny ben’ny tanàna. Variana amin’ny zavatra ivelan’ny kaominina ihany koa ny ben’ny tanana ka nitotongana ny raharaha ao amin’ny kaominina. Samy nampiaka-peo teo izy telo ary lasa i Beby sy Tsizehena nony avy eo.
Beby et Tsizehena, membres de l'opposition, demandent àrencontrer le maire. Celui-ci n'est pas présent, ils sont donc reçus par son adjoint Fredy. Beby expose ensuite qu'il n'y a pas assez de communication dans la commune et que le maire prend toutes les décisions sans passer par les conseillers municipaux. Le maire est distrait par des choses extérieures à la commune explique-t-elle et la situation dans la commune se dégrade. Tous les trois ont élevé la voix, puis Beby et Tsizehena sont partis.