Matahotra i Bako fa tena misy fahavoazana ny vadiny. Sady matory tsy mety andeha hiasa izy no namono ny findainy ihany koa. Mivaky Stan fa mikasa ny hanongana azy Andranofady, nanonofy mihitsy izy vokatr’izany, fa nisy korontana be tao Andranofady, ary lasa nitsoaka izy telo mianaka. Tonga Romain nony avy ary nanome toky fa tsy hisy afaka hanala teo amin’ny toerany izany i Stan.
Bako craint que son mari ne soit pas en forme. Il dort tout le temps, ne va pas au travail et éteint son téléphone portable. Après une longue attente, Stan a finalement affirmé qu'Andranofady envisage de le renverser du pouvoir. Il a même déjà rêvé que sa famille et lui devaient s’enfuir à cause de cela. Romain est venu plus tard et a rassuré Stan que personne ne pourrait le retirer de sa place de maire.