Mitaraina mafy amin’i Besoa i Solofo. Misy solontenan’ny mpandraharaha naman’ny ben’ny tanà na tonga nandrefy ny taniny mba hanorenana orinasa. Manana taratasy ara-dalà na i Besoa kanefa manana toy izany ihany koa ireo solotena ireo. Manome soso-kevitra azy i Besoa mba hiroso amin’ny fitoriana ary hanangona ireo rosia nandoavana ny hetran-tany hatrizay miaraka amin’ireo taratasin-tany mba hatao porofo. Manahy trangana kolikoly avo lenta ataon’ny kaominina i Besoa.
Solofo se plaint auprès de Besoa. Des employés envoyés par un ami du maire  sont en train de mesurer ses parcelles de terrain afin d’y implanter une usine. Pourtant Besoa possède tous les titres fonciers de ce patrimoine. Besoa lui conseille de porter plainte mais Solofo a peur de perdre face à cet entrepreneur.