Hametraka fitarainana ao amin’ny BIF-n’ny kaominina i Solofo momba ilay fakà na an-keriny ny taniny. Vory eo avokoa ireo mponina avy any Ambalamaro sy fokontany manodidina manotrona azy. Miandry ny fihavian’ny ben’ny tanà na ry zareo satria mila mifanatrika. Manazava i Beby, fa ilay orinasa nanamboatra lalana no ambadik’io fakana ny tanim-bahoaka io ho setriny tamin’ny fanampiany ny ben’ny tanà na. Tsy ilaina ao Andanofady intsony Stanislas hoy izy. Milaza hitory ny ben’ny tanà na any amin’ny BIANCO amin’izao afera misy kolikoly izao ihany koa i Johnny.
Solofo va déposer sa plainte auprès de la BIF de la commune concernant son problème foncier. Les citoyens d’Ambalamaro et des autres fokontany sont venus le soutenir. Ils espèrent également avoir un face à face avec le maire. Beby explique que l’entreprise en charge de la construction des routes est derrière cette appropriation des terres. Selon elle, c’est le maire qui leur a fourni les titres fonciers. Johnny prévoit également déposer une plainte contre le maire au niveau de la BIANCO.