COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra est encore sous sérum et sous traitement

Andian-tantara « Hafatry » - « Marary Andranofady » – Fizarana fahatelo

Niantso an’i Kalozara amin’ny finday i Saotra fa manembona azy, ny fahasalaman’ity farany no nahamaika an’i Kalozara. Nilaza i Saotra fa any amin’ny havany no mitsabo tena fa tsy any amin’ny hopitaly. Manoro hevitra azy anefa i Kalozara mba hiverina any Andranofady. Milaza ity farany fa tsy misy afaka hitsabo azy any, kanefa nampatsiahy azy I Kalozara fa azo antoka fa afaka mandray an-tànana ny fitsaboana azy ny ao amin’ny CSB. 


Studio Sifaka · SERIE 15 Marary Andranofady EPISODE 3

Parce qu’elle lui manque, Saotra appelle Kalozara au telephone. Cette dernière en profite pour lui demander des nouvelles sur sa santé. Saotra indique qu’il se soigne chez des membres de sa famille et non à l’hôpital. Kalozara lui conseille cependant de revenir à Andranofady, mais il reste craintif pensant que personne ne peut le soigner là-bas. Kalozara lui rappelle toutefois que le CSB peut prendre en charge les cas de COVID-19, et dispose de médicaments et de soins nécessaires.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter