COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
En voyant son mari tousser sans arrêt, Bako décide d’appeler le Dr Setra.

Andian-tantara « Hafatry » - « Marary Andranofady » – Fizarana fahaefatra

Niverina nody ao Andranofady i Stanislas rehefa avy nitsabo ny zanany tany andrenivohitra. Vao tonga anefa izy dia naheno fa narotsak’i Fredy ao amin’ny teti-bola hitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka ny volan’ny kaomina raha notenen’ny firaisamonim-pirenena izy. Tezitra noho izany i Stanislas satria amin’ny maha ben’ny tanàna azy dia izy no tokony handray izany fanapahan-kevitra izany izay vao mandalo eo anivon’ny mpanolotsaina. Etsy an-daniny, fantatra ihany koa fa voan’ny COVID-19 izy sy i Bako vadiny.


Studio Sifaka · SERIE 15 Marary Andranofady EPISODE 4

Après avoir emmené son fils en ville pour le soigner, Stanislas revient à Andranofady. Dès son arrivée, il apprend que Fredy a versé toutes les recettes de la commune dans le budget pour la santé publique après que la société civile l’y ait forcé. Stanislas pique une crise de colère car selon lui, c’est son rôle en tant que maire de prendre cette décision avant que les conseillers ne passent à la validation. D’autre part, il vient d’apprendre que sa femme Bako et lui, sa femme, sont bel et bien contaminés par la COVID-19.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter