I Fredy no misolo an’I Stanislas amin’izao tsy maha eo azy izao. Manoro azy fomba fitondrana vaovao manome fiovana I Mahefa sy Tsizehena. Vonona ny hanarina izay lesoka nandritra ny fitantanan’I Stanislas I Fredy. Eo amin’ny lafiny toe-karena, fomba fitantanan’ny toeram-piantsonana, fanamboarana ny lalana, resaka fikarakarana taratasy, sns, izany mila jerena avokoa hoy I Mahefa. Mikasika bebe kokoa ny fiaraha-monina kosa ny an’I Fredy toy ny fitsinjovana ire zokiolona, ny sembana ary ny marefo no tiany hasiana fanovana. Ny an’I Tsizehena indray, ny tontolo iainana indray no tiany asiana maso. Mametraka ireo izay rehetra tokony hatao izy ireo.
Fredy est le remplaçant de Stanislas, par intérim, à la commune. Mahefa et Tsizehena lui montrent le meilleur moyen de gérer la commune. Fredy est prêt à réparer les dégâts durant le mandat de Stanislas. Les changements se feront au niveau de l’économie, la gestion des arrêts des autobus, la réhabilitation des routes, l’administration,  d’après Mahefa. Les changements que Fredy veut apporter s’orientent plus sur le plan social comme la priorisation des soins des personnes âgées, les personnes handicapées et les personnes vulnérables. Pour Tsizehena, il est important de se pencher sur l’amélioration de la préservation de l’environnement. Après une longue discussion, ils mettent en place l’organisation pour les actions à entreprendre.