Miresaka ireo drafitr’asa naroson’I Fredy ho an’ireo mpanolotsaina I Nosivola sy I Beby ary I Valitera rehefa tafiaraka nisakafo atoandro. Gaga izy ireo fa tsy nisy fakan-kevitra mihitsy talohan’ny namolavolana io drafitr’asa io sy izay ho vola hanatanterahina ny asa. Tsy hevi-bahoaka noho izany io drafitr’asa io ary tsy hanaiky ny hanapahan’ny mpanolon-tsaina io izy ireo. Aingana loatra hoy izy ireto ny fanovana ka mety hitarika korontana satria mihiboka fotsiny ihany ny ben’ny tanà na mpisolo toerana ary mbola hiverina fa tsy maty tsy akory.
Nosivola, Beby et Valitera discutent du nouveau plan d’action du maire par intérim durant leur déjeuner. Ils sont étonnés que l’établissement de ce plan d’action n’ait pas été précédé d’une consultation de la population locale. Le plan d’action n’est donc pas l’idée de toute la communauté, mais repose seulement sur celles de Fredy. Et ils se demandent également comment la question du budget pour les projets serait abordée. A leurs yeux, l’établissement de ce plan par Fred a été précipité. Le maire actuel n’est qu’en confinement, ce n’est pas comme s’il était mort. Cela risque de créer des conflits.