Sorena amin’ny aretiny I Stanislas, leo fihibohana izy ary efa te hiasa mafy any amin’ny kaominina. Efa an-dalam-pahasitranana ihany koa I Saotra zanany. Manome toky I Saotra, fa raha vao mivaly ny fitiliana, ka sitrana izy, dia hody haingana any Andranofady. Manoso-kevitra an’I Stanislas I Saotra mba hitony sy hilefitra momba ireo tranga misy any amin’ny kaominina amin’izao.
Stanislas se lasse d’être confiné à la maison. Il veut guérir le plus vite possible pour pouvoir reprendre son travail à la commune. Son fils Saotra est aussi en cours de guérison. Saotra dit à ses parents qu’il a hâte de revenir à Andranofady, une fois que les tests révèleront qu’il est complètement guéri. Il suggère aussi à son père de rester calme face à la situation actuelle à la commune.