COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Fredy ne veut pas être contaminé par la COVID-19.

Andian-tantara « Hafatry » - « Arina an-tava » - Fizarana faharoa

Mampiantso an’i Fredy ho any amin’ny biraony I Stanislas. Mitandrina I Fredy tsy hikasikasika ireo fitaovana izay mety efa nokasihin’I Stanislas. Sorena amin’ny fihetsiny I Stanislas. Tezitra ihany koa izy satria niova tsy araka ny rafitra sy ny vina efa napetraka ny fizotry ny fitananana nandritra ny tsy nahateo azy. Mamaly azy I Fredy fa tsy ny ben’ny tanàna irery akory no “kaominina” fa maro no miara-miasa aminy mba hampandroso ny kaominina.


Studio Sifaka · SERIE 16 Arina an-tava EPISODE 2

Stanislas demande à Fredy de venir dans son bureau. Fredy fait très attention à ne pas toucher les meubles que Stanislas a pu frôler, de peur d’être contaminé. Cela met Stanislas en colère. Il est également mécontent car les organisations de la commune ont complètent changé pendant son absence. Fredy rétorque que la commune ne peut fonctionner sans les autres collaborateurs du maire.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter