COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Besoa explique à Solofo qu’il n’a pas encore entendu parler de la démolition du marché.

Andian-tantara « Hafatry » - « Arina an-tava » - Fizarana fahadimy

Mifanena eny an-dalana I Besoa sy Solofo ary tafaresaka mikasika ilay fandravana tsena ho ataon’ny kaominina. Milaza I Solofo fa namidin’ny kaominina ny toerana ka izany no antony andravana ireo tsena eo aminy. Tsy misy ninoninona azon’ireo mpivarotra atao intsony  ihany koa hoy izy satria efa vadintany mihitsy no nanala azy ireo teo. Mitaona an’I Solofo mba hamory ny mpivarotra rehetra sy hanentanana azy ireo hifampidinika amin’ingahy Mera I Besoa.


Studio Sifaka · SERIE 16 Arina an-tava EPISODE 5

Besoa et Solofo se croisent dans la rue et parlent de la démolition du marché. Solofo explique que la commune a vendu le terrain, raison pour laquelle le marché va être démoli. Il a également évoqué que les commerçants ne pouvaient rien faire parce qu’un huissier les avaient renvoyés du marché. Besoa exhorte Solofo à rassembler tous les commerçants et à les encourager à approcher le maire de la commune.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter