Maniraka ny reniny ho eny amin’i Jhonny i Saotra fa efa hanomboka haka entana amin’ny herinandro ho avy. Tsy mety mandeha anefa I Bako satria efa sitrana tsara I Saotra ary tokony hahavita an’izany. Tsy te ho voailikilika anefa I Saotra. Manazava ny sainy I Bako fa efa sitrana izy, ary tamin’ny alalan’ny fitiliana no nahafantarana izany.
Saotra demande à sa mère d’aller voir Jhonny mais Bako ne veut pas y aller. Elle se dit que Saotra peut y aller lui-même car il n’a plus la COVID-19. Pourtant, Saotra ne veut pas sortir, de peur d’être rejeté par la société. Bako le rassure qu’il n’a plus rien à craindre de la société car les patients ayant été testés négatifs après les traitements ne transmettent plus le coronavirus.