COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Bako et Soatra en train de discuter de l’affaire, tout en faisant la vaisselle.

Andian-tantara « Hafatry » - « Kihon-dalana » - Fizarana faharoa

Miady hevitra momba ny hakana mpanampy i Saotra sy i Bako rehefa nisy SMS tonga. Tsy mety mijery ilay izy i Bako sao fandrahonana avy amin’i Romain sy Rondro no hita ao. Mitady hivadika tsy hanampy azy ireo manko i Stan. Nalain’i Saotra an-keriny ilay finday ary nojereny ilay hafatra izay fanapaham-pihavanana avy amin’i Rondro. Tsy taitra i Bako maheno an’i Saotra mamaky ilay hafatra. Miresaka momba ilay afera izy mianaka avy eo ary milaza i Bako fa tsy nanaiky nanao kolikoly ny zandary fa hampiakatra ny raharaha any amin’ny fitsarana. Tsy misy fantatr’i Stanislas moa ny momba io fanondranana hazo sarobidy io ary mamporisika i Bako sy i Saotra ny hilazàny ny marina.

 


Studio Sifaka · SERIE 17 Kihon-dalana EPISODE 2

Bako reçoit un SMS en plein milieu de sa discussion avec Saotra. Bako ne veut pas le consulter, elle sait déjà que c’est un message de menace de la part de Romain et de Rondro. Saotra attrape le téléphone des mains de sa mère et lit le message. Rondro veut couper les ponts avec eux. Bako n’a pas de réaction face à cette information. Elle parle de l’affaire avec son fils et lui raconte que la gendarmerie n’a pas accepté leur pot de vin et veulent traîner l’affaire devant les tribunaux. Stanislas n’est au courant de rien alors Bako et Saotra lui conseillent de juste dire la vérité.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter