COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Johnny ne cautionne pas la relation entre Kalozara et Saotra.

Andian-tantara « Hafatry » - « Kihon-dalana » - Fizarana fahaenina

Nisy niantso ny findain’ny Kalozara. Tezitra Jhonny, satria heveriny fa antso avy amin’I Saotra io matoa Kalozara lasa mihataka aminy. Tapaka ilay antso ary milaza Kalozara fa tompon’ilay asa ataony ilay miantso. Manaratsy an’I Saotra sy ny fianakaviany I Johnny ary mandra an’I Kalozara tsy hifanerasera amin’I Saotra. Matim-boninahitra loatra Johnny hoy Kalozara sady sady lasa izy nigogogo nitomany nivoaka ny efitrano.

Studio Sifaka · SERIE 17 Kihon-dalana EPISODE 6

Kalozara a reçu un appel sur son téléphone.  Johnny se fâche. Il pense que l’appel venait de Saotra. Kalozara explique à son père que c’était un client. Johnny se met à dire du mal de Saotra et de sa famille. Il interdit à Kalozara de revoir Saotra.  Kalozara sort de la chambre en larme.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter