COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Jhonny reste sceptique par rapport aux dires de Stanislas.

Andian-tantara “Hafatry” – “Misy antenaina” – Fizarana faha roa

Mikabary ho an’ny vahoakan’Andranofady amin’ny alalan’ny fahitalavitra i Stanislas. Mangata-pamelana izy noho ny tsy fahaizany mitantana ny kaominina hatrizay. Nanazava ny antony nanaovany ireny rehetra ireny i Stanislas. Teo ihany koa ny krizy ara-pahasalamana izay namela takaitra teo amin’ny fiainany rehetra. Nisy olana ara-bola ny kaominina ary niara niasa tamin’ireo mpandraharaha noheveriny fa manambola i Stanislas ka izao no fiafarany. Hiova fiasa i Stanislas araka ny nambarany. Tsy matoky izany teny izany Jhonny fa ny asa vita no hifampitsarana hoy izy.

Studio Sifaka · SERIE 18 Misy antenaina EPISODE 2

Stanislas s’adresse à la population d’Andranofady, à la télévision. Il présente ses excuses face à la médiocrité de sa gestion de la commune durant son mandat. La crise a également empiré les choses. La commune faisait face à des difficultés financières. Stanislas a voulu bien faire en s’associant à des bailleurs. Mais tout le monde a vu les résultats. Il promet de changer de méthode de travail mais Jhonny reste sceptique.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter