COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra et Kalozara se disent « oui, pour la vie » à la plage.

Andian-tantara “Hafatry ” - “ Misy antenaina ”- Fizarana fahafito

Vao maraina i Saotra dia manambitamby ny reniny fa misy vaovao tiany ho lazaina : anio izy no mikasa hiseho eny amin’i Kalozara izay safidiny ho vadiny sy ho renin-janany. Taitra ihany Bako ary nanadihady sao dia tsy tena safidin’i Saotra izany, fa rehefa nazavain’i Saotra ny fanapahan-keviny dia namoha an’i Stanislas ihany izy. Nony teny Antanamivony, gaga i Alima raha nahita azy telo mianaka ary indrindra fa ny ben’ny tanàna mandona eo am-baravarany. Milaza ny anton-dian’izy ireo i Stanislas, dia ny fisehoana aty amin’ny ray aman-drenin’I Kalozara satria hampiakatra anazy ho vady I Saotra. Tsy tao an-trano anefa i Kalozara sy ny rainy, fa eny amoron-dranomasina hono no miandry azy efa-mianaka ry zareo.   

 


Studio Sifaka · SERIE 18 Misy antenaina EPISODE 7

Tôt le matin, Saotra cherche le moyen d’informer sa mère qu’il veut se présenter avec ses parents chez Kalozara pour la demander en mariage. Bako en est étonnée et cherche avant tout à savoir si la décision de son fils est bien réfléchie et posée. Après que ce dernier lui ait tout expliqué, elle finit par accepter et réveille Stanislas. Une fois arrivés à Antanamivony, Alima s’étonne de voir la famille du maire frapper à sa porte. Le Maire lui explique la raison de leur visite, notamment la demande en mariage de Saotra. Kalozara n’est cependant pas à la maison, et indique à Saotra qu’avec son père Jhonny, elle attend Saotra et sa famille au bord de la mer.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter