COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesVox pop

©JRC Toamasina
Les jeunes reporters du JRC Toamasina

JRC Atsinanana : Reportage sur la participation des jeunes dans lutte contre la covid-19

Les jeunes journalistes du Junior Reporter Club ou JRC, un projet de l’UNICEF ont effectué des reportages pour renforcer la participation inclusive et effective des jeunes dans la lutte contre la pandémie de covid-19 dans la région Antsinana. Les JRC se sont notamment focalisés sur le projet Fandriaka impliquant la participation de plus de 4.000 jeunes. Ce projet consiste, tout particulièrement, à sensibiliser la population quant aux gestes à adopter au quotidien pour éviter de contracter le virus et de le répandre autour de soi.


Ao anatin’ny fandaharan’asan’ny UNICEF dia misy ireo tanora vao erotrerony nahazo fiofanana amin’ny asa fanaovan-gazety. Junior Reporter Club na JRC no fiantso azy ireo. Nanatanteraka fanadihadiana izy ireo mikasika ny fandraisana anjaran’ny tanora tamin’ny ady atao amin’ny coronavirus teo anivon’ny renivohi-paritra Atsinanana. Isan’ny nahitana taratra mivantana izany fandraisana anjaran’ny tanora izany ny tetik’asa Fandriaka. Tanora 4000 mahery no nifarimbona tamin’izany tetik’asa izany. Izy ireo dia nanatanteraka asa fanentanana manerana ny Toamasina mikasika ireo fihetsika sy fitandremana tokony atao amin’ny fiatrehana ny coronavirus.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 22 EMISSION - JRC N°01 Atsinanana 1
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter