Fort-Dauphin est une zone à risque élevée de paludisme. Les enfants en particulier sont exposés à ce fléau toute l’année. Pourtant, le nombre de  consultations dans les centres de santé de base ont diminué depuis l’arrivée de la pandémie du coronavirus en mars dernier. Il est nécessaire de redynamiser les sensibilisations contre le paludisme.
Anisan’ny « faritra mena » mandava-taona amin’ny tazomoka ny faritra Anôsy, araka ny nambaran’ny mpitsabo iray avy ao amin’ny hopitaly Philibert Tsiranana Ambonato. Ny ankizy sy ny zaza madinika no tena atahorana indrindra amin’izany. Nihena anefa ny isan’ny olona manatona toeram-pitsaboana tao anatin’ny nisian’ny valanaretina coronavirus teto amintsika. Mila averina hamafisina ny fanentanana amin’ny ady amin’ny tazomoka.