COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Polina Tankilevitch
La conservation à froid des vaccins serait un grand défi pour les pays chauds.

Le transport des vaccins ne serait pas le plus gros défi ?

Effectivement, le transport des vaccins n’est pas la tâche la plus compliquée car il va surtout falloir le faire dans des conditions adéquates. Ce qu’il faut savoir, c’est que les vaccins sont des produits très fragiles. Ils doivent être, en général, conservés au frais et ne pas subir de variation de températures, au risque de perdre en qualité et en efficacité.

Selon L’OMS, les vaccins covid-19 doivent être transportés entre 2° C et 8° C. Jusque-là les compagnies aériennes peuvent le faire grâce à des soutes à températures contrôlées et des conteneurs réfrigérés.

Le souci qui se pose aujourd’hui concerne les vaccins à ARN qui requièrent une conservation de -70° C pour l’un et – 20° C pour l’autre … Les pays les plus chauds et moins avancés risquent de ne pas être équipés pour conserver les doses.

Plusieurs ONG tentent d’anticiper ce problème pour appuyer les gouvernements à s’y préparer.


Studio Sifaka · 2020-12-09_DECRYPTAGE-DEFI-TRANSPORT-VACCIN-COVID19-VF

Mety ho fanamby lehibe ve ny fitaterana ny vaksiny fanefitry ny covid-19 ?

Tsy ny fitaterana ny vaksiny tokoa no asa sarotra indrindra, fa mila hajaina tsara ireo fepetra mifanaraka amin’izany. Tsara ho fantatra fa saro-pady ny vaksiny. Mila tehirizina amin’ny toerana mangatsiaka ary tsy tokony hiova ny maripana ao amin'ilay toerana, satria mety hampiova ny kalitaony sy hampalefy ny heriny izany.

Araka ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana na ny OMS, mila tehirizina anaty maripana anelanelan’ny 2° C sy 8° C ny vaksiny rehefa taterina. Hatreto, mbola afaka manaja izany tsara ireo zotram-piaramanidina, amin’ny fanaraha-maso ny maripana ao amin’ny fitoeran’entana sy ny kontenera fampangatsiahana.

Ny olana anefa, mila tehirizina amin’ny maripana -70 ° C sy - 20 ° C ny vaksiny ARN. Mety tsy hahazo ireo fatra tandrify azy ireo firenena manana toe-tany mafana sy firenena andalam-pandrosoana.

Mivonona amin’ny fanampiana ireo firenena hiatrika izany mialoha ny fikambanana maro.

Studio Sifaka · 2020-12-09_DECRYPTAGE-DEFI-TRANSPORT-VACCIN-COVID19-VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter