Il est difficile de répondre à cette question avec précision. Au printemps 2020, les scientifiques avaient défini sept groupes de variants COVID-19, selon des répartitions géographiques (continentales). Mais les mutations, soit les variations du virus continuent d'apparaître. Selon les scientifiques, le coronavirus n'est pas le virus qui mute le plus au monde. Le virus de la grippe ou celui du VIH Sida mutent beaucoup plus vite et souvent. Aujourd'hui, les variants les plus médiatisés sont aux nombres de 3 : le variant sud-africain, le variant anglais et le variant brésilien. Le premier des trois serait le plus contagieux au monde. Le virus mute donc de manière différente dans chaque pays. C'est pourquoi il est important pour les scientifiques de définir chaque variant du coronavirus avec une méthode appelé le séquençage.
Fantatra ve hoe firy ireo karazana coronavirus?
Sarotra ny mamaly io fanontaniana io. Namaritra karazana COVID-19 miisa 7 arakaraka ny kaontinaonta ireo mpikaroka, nandritra ny lohataona tamin’ny taona 2020. Mbola mitohy foana anefa ny fiovan-toetran’ilay tsimokaretina ary misy karazany vaovao mipoitra hatrany. Miova toetra matetika sy haingana kokoa ohatra ny VIH Sida sy ny gripa. Misy karazany 3 amin’izao ireo karazana coronavirus tena voaresaka anaty haino aman-jery: ilay any Afrika Atsimo, ilay any Angletera ary ilay any Bresil. Ilay voalohany io no tena mifindra haingana indrindra manerantany. Samy hafa tokoa ny fiovan-toetran’ilay tsimokaretina isaky ny firenena. Izay no mahatonga ireo mpikaroka mamaritra ireo fiovana ireo amin’ny alalan’ilay fomba fiasa hoe ”séquençages” na fanasokajiana.