Né dans la filiale belge du laboratoire pharmaceutique américain Johnson & Johnson, ce vaccin est réputé comme étant efficace à seulement 66% contre les formes modérées de la COVID-19, mais à 85% efficace contre les formes graves du virus.
C’est un vaccin dit classique (Vecteur Viral), comme l’AstraZeneca (Grande Bretagne) ou encore Sputnik V (Russie) qui entraîne le système immunitaire à reconnaître le virus. Son atout principal ? Il est le seul vaccin à être injecté en une seule dose. Il peut être conservé entre 2 et 8 degrés, donc dans un réfrigérateur classique. Bien évidement comme tous les vaccins existants sur le marché actuel, le Johnson & Johnson aide à lutter contre les formes graves du Coronavirus et donc à baisser le taux de mortalité, mais en aucun cas il n’empêcherait la transmission du virus.
Le 29 mars dernier, le géant pharmaceutique américain a annoncé que 400 millions de doses de son vaccin sont prévus d’être livrés aux pays de l’Union africaine.
Â
Inona ny fantatra momba ilay vaksiny Johnson & Johnson?
Teraka tao amina orinasa belge iray, zanaky ny ivontoeram-pikahorana momba ny fanafody any Amerika antsoina hoe Johnson sy Johnson, ity vaksiny ity. Voalaza fa 66% monja ny taham-pahombiazany manoloana ireo tranga tsy dia atahorana amin’ny COVID-19, 85% kosa izany manoloana ny tranga atahorana.
Toy ny vaksiny rehetra ihany izy na hoe vecteur viral, toy ny AstraZeneca (avy ao Grande Bretagne) ou na ihany koa ny Sputnik V (Russie), izay mitarika ny vantana hamantatra ilay tsimokaretina.
Inona kosa anefa ny tena tombony ?
Tsindrona tokana no atao, ary izy irery ihany no vaksiny toy izany. Azo tehirizina amin’ny maripana 2 ka hatramin’ny 8 degre, izany hoe anaty vata fampangatsiahana mahazatra antsika ireny. Mazava ho azy, toy ny vaksiny misy ankehitriny, manampy amin’ny fiadiana amin’ny tranga atahorana amin’ny coronavirus ny Johnson & Johnson. Noho izany, mampihena betsaka ny tahan'ny fahafatesana izy fa tsy manakana kosa ny fifindran’ny tsimokaretina. Â
Tamin'ny 29 martsa, nanambara ilay orinasa lehibe mpamokatra azy fa 400 tapitrisa eo ny fatran'ny vaksiny vinavinaina ho alefa any amin'ny firaisamben’ny firenena Afrikana.
Â
Â