Ce vaccin a été développé par un laboratoire Americano-allemand. C’est l’un des tout premiers vaccins qui a été approuvé et distribué dans plusieurs pays européens et aux États-Unis. C’est également le vaccin qui a été le plus rapidement développé. Cela a pris 10 mois. Ce sérum utilise les nouvelles technologies, celle de l’ARN messager. Sachez que comme tous les types de vaccin ARN, ils peuvent être produits très facilement et donc en grande quantité.
Le Pfizer/BioNTech nécessite deux injections et serait efficace à 91,3%, six mois après la seconde injection. Le laboratoire a affirmé, ce 1er avril, que son vaccin conservait une efficacité très élevée contre le variant sud-africain du coronavirus, citant des conclusions d’essais cliniques menés en Afrique de Sud. Par ailleurs, Selon les résultats d’un essai clinique annoncé le 31 mars 2021, ce vaccin serait efficace à 100% chez les adolescents âgés de 12 à 15 ans.
Au départ le vaccin Pfizer/BioNTech devait être conservé entre -20 et -80 degrés, mais l’agence américaine des médicaments vient d’autoriser le stockage de ce sérum à des températures de congélation entre -25 et -15 degrés.
Inona no fantatra momba ilay vaksiny Pfizer/BioNTech?
Novolavolain'ny ivontoeram-pikarohana allemana sy amerikana iray ity vaksiny ity. Anisan'ireo vaksiny nankatoavina voalohany ary nozaraina tamina firenena maromaro tao Europa sy Etazonia. Vaksiny nanaovana fikarohana sy fanatsarana aingana indrindra. Ary Naharitra 10 volana izany. Teknolojia vaovao no ampiasaina amin’ilay serum, dia ilay mpitondra hafatra ARN na ARN messager. Toy ny karazana vaksiny ARN rehetra, mora vokarina izy ary betsaka ny fatra azo noho izany.
Tsindrona roa no atao amin’ny pfizer / biontech, 91.3% ny taham-pahombiazana, enim-bolana aorian'ny tsindrona faharoa. Nanamafy ity ivontoeram-pikarohana ity ny 1 aprily fa ambony ny taham-pahombiazany manoloana ilay coronavirus amin’ny endriny vaovao avy ao Afrika atsimo, raha nitanisa ireo tsoahan-kevitra taorian’ny andrana natao Afrika Atsimo ihany. Ankoatr'izay, araka ny valin'ny andrana izay nampahafantarina ny 31 martsa 2021, mahatratra 100% ny taham-pahombiazan’ity vaksiny ity ho an’ny adolantsento 12 ka hatramin'ny 15 taona.
Raha tokony hotehirizina amin’ny maripana -20 ka hatramin’ny -80 degre ny vaksiny Pfizer / Biontech tamin’ny voalohany, vao avy nanome alalana ny fitahirizana ity serum ity amin'ny mari-pana -25 ka hatramin’ny -15 dégré ny agence américaine des médicaments.