COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Pixabay
Les pavillons d’Analakely fermés depuis un certain temps.

Ndao hilaoeky : Efficacité du confinement, quelles mesures d'accompagnement ?

La crise sanitaire engendrée par la pandémie de coronavirus affecte énormément l’économie du pays. Selon l’économiste et coordonnateur national du Cercle de Réflexion des Economistes de Madagascar (Crem), seuls ceux qui sont positifs doivent se confiner. Ceux qui sont en bonne santé doivent continuer à travailler, afin de faire tourner la machine économique.

Selon le membre du mouvement Komba, Nantenaina Rakotonirina, l’Etat devrait distribuer du CVO en tisane dans chaque foyer, car non seulement elle peut prévenir le coronavirus, mais également guérir.



Mibaby olana lehibe mihitsy ny toe-karena amin’izao fotoana izao, noho ny krizy ara-pahasalamana hateraky ny covid19. Raha ny fahitan’ny mpahay toe-karena sady mpandrindra nasionalin’ny faribolan’ny mpahay toe-karena eto Madagasikara (Crem), Ramarofeno Andrianantenaina, dia tokony izay mararin’ny coronavirus ihany no mihiboka. Ireo izay salama kosa, hoy izy, dia tokony manohy ny asa ahafahana mampiodina hatrany ny teo-karena.

Raha ny fahitan-dRakotonirina Nantenaina, mpikambana ao amin’ny hetsika Komba azy kosa, dia tokony zaraina isan-tokantrano ny CVO izay afaka miaro amin’ny valanaretina ciovid19, no afaka manasitana ihany koa.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 21 Fandaharana NDAO HILAOEKY EFFICACITE DU CONFINEMENT
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter